Etiopia
Avy amin'i Wikipedia
|
|||
Devise nationale : «» | |||
Fiteny | Amhary | ||
Renivohitra | Addis Abeba | ||
Praiminisitra | Meles Zenawi | ||
Filoham-pirenena | Girma Woldegiorgis | ||
Velarantany | 1.127.127 km² | ||
Mponina - Manontolo (2004) - Hakitroka |
Liste des pays par population 67.851.281 mponina 60 mpo/km² |
||
Anarana | |||
Fahaleovantena | |||
Sandam-bola | Birr (ETB) | ||
Faritra ora | UTC +3 | ||
Faritra Internet | .et | ||
Antso an-tariby | 251 | ||
Hiram-pirenena | Whedefit Gesgeshi Woude Henate Ethiopia |
Votoatiny |
[Ovay] Tantara
Niditra an-keriny tao Etiopia i Italia ny volana oktobra 1935 ary nibodo ny renivohitra ny 5 mey 1936 ka hatramin'ny 5 mey 1941.
[Ovay] Jeografia
Ao amin'ny saikanosy amin'ny tapany avaratra atsinanan'i Afrika no misy an'i Etiopia. Hatramin'ny nahazoan'i Eritrea ny fahaleovantenany dia tsy nanana sisin-dranomasina namaritra azy intsony i Etiopia, ary miray vodi-rindrina amin'i Somalia, Soudan, Kenya, ny repoblikan'i Dzibotia ary Eritrea izy.