3 Aogositra
Avy amin'i Wikipedia
- 1992: nohelohin'ny Firenena mikambana ny "fanadiovana ara-poko" tao Bosnia.
- Nandritra ny adim-poko nitranga teo amin'ny Serba, ny Kroata ary ny Silamo taorian'ny nanambarana ny fahaleovantenan'i Boznia-Erzegovina, dia nanangana toby fampijaliana an'ireo Silamo sy Kroata ny Serba : tobin'ny fahafatesana, ka io toby io no nohelohin'ny Firenena mikambana ampahibemaso.
[Ovay] Fahaterahana
- 1903: Habib Bourguiba