>


Web - Amazon

We provide Linux to the World


We support WINRAR [What is this] - [Download .exe file(s) for Windows]

CLASSICISTRANIERI HOME PAGE - YOUTUBE CHANNEL
SITEMAP
Audiobooks by Valerio Di Stefano: Single Download - Complete Download [TAR] [WIM] [ZIP] [RAR] - Alphabetical Download  [TAR] [WIM] [ZIP] [RAR] - Download Instructions

Make a donation: IBAN: IT36M0708677020000000008016 - BIC/SWIFT:  ICRAITRRU60 - VALERIO DI STEFANO or
Privacy Policy Cookie Policy Terms and Conditions
Tena Fiangonan'i Jesoa - Wikipedia

Tena Fiangonan'i Jesoa

Avy amin'i Wikipedia

Ny Tena Fiangonan'i Jesoa (dika malalaka, True Jesus Church) dia fiangonana tsy miankina niorina tany Beijing, Sina ny taona 1917. Ny pasitera Yung-Ji Lin no voafidy ho mpitandrina hitantana ny fiangonana ankehitriny. Manodidina ny 1.5 tapitrisa ny isan'ny mpino misandrahaka eran'ny kôntinanta 6. Niainga avy tamin'ny rantsana Pentekotista eo amin'ny fivavahana kristianina, ary avy tao Sina izy.

Votoatiny

[Ovay] Foto-kevi-dehibe dimy

Ireto no foto-kevi-dehibe dimy iorenan'ny « Tena Fiangonan'i Jesoa, fa ny hafa fôpla! » ::

[Ovay] Fanahy Masina

« Ny fandraisana ny Fanahy Masina, miseho ivelany amin'ny alàlan'ny fitenenana amin'ny fiteny tsy fantatra, no ahazoana antoka ny fandovàna ny Fanjakan'ny Lanitra ». (Rm. 8:16, Ef. 1:13-14).

[Ovay] Fanaovam-Batisa

« Ny batisan'ny rano no sakramenta famelan-keloka. Eny amin'ny toerana ahitana rano velona toy ny lakandrano, ranomasina no hanatanterahana izany.

Ny mpanao batisa, izay efa vita batisa sady efa nandray ny Fanahy Masina ihany koa, dia manao batisa amin'ny anaran'ny Tompo Jesoa Kristy. Ilay olona atao batisa kosa dia tsy maintsy alentika manontolo any anaty rano, miondrika ny lohany ary ny tarehiny no ambany. » (Jn 3:5; Mt. 3:16; Asa 2:38, 10:48).

[Ovay] Fanasàn-tongotra

« Ny sakramentan'ny fanasàn-tongotra no ahafahan'ny olona anankiray miray amin'ny Tompo Jesoa. Ilaina ihany koa io mba hampatsiahy mandrakariva fa ilaina foana ny fitiavana, fahamasinana, fanetren-tena, famelan-keloka ary fanampiana ny hafa.

Izay mandray ny batisa amin'ny rano dia tsy maintsy sasàna amin'ny anaran'i Jesoa Kristy koa ny tongony. Afaka tanterahina ihany koa ny fanasàn-tongotra faobe amin'ny fotoana maha-mety azy. » (Jn 13:1-7)

[Ovay] Fanasàn'ny Tompo

« Ny fandraisana ny Fanasàn'ny Tompo no sakramenta ahatsiarovana ny nahafatesan'i Jesoa Kristy.

Andraisana ny nofo sy ny ran'ny Tompo izany sady ahafahana miray aminy mba hananana ny fiainana mandrakizay sy mba hatsangan-ko velona amin'ny Andro Farany. Tokony hatao matetika arak'izay tratra io sakramenta io. Iray tokana ihany ny mofo tsy misy masirasira sy ranom-boaloboka ampiasaina amin'izany. » (1 Kôr. 10:17, 11:26; Jn. 6:53; Mk 14:24-25).

[Ovay] Andro Sabata

« Ny Andro Sabata, ny andro fahafito amin'ny herinandro (Asabotsy), dia Andro Masina, voatahy sady nohamasinin'Andriamanitra. Hajaina izany amin'ny alàlan'ny fahatsiarovana ny famoronan'Andriamanitra izao tontolo izao sy ny famonjeny azy ary amin'ny fanantenana ny fiadanana mandrakizay ho avy. » (Fiand. 2:2-3; Heb. 4:9-11)

[Ovay] Fototra folon'ny finoana

Taty aoriana, ny taona 1980, Later on in the 1980s, niampy ireo foto-kevi-dehibe ireo ka nanjary lasa ho fototra folon'ny finoana :

[Ovay] Jesoa

« Jesoa Kristy, ilay Teny tonga nofo, maty teo amin'ny hazo fijaliana ho famonjena ny mpanota, natsangana ho velona tamin'ny andro fahatelo ary nakarina ho any an-danitra. Izy no hany Mpamonjy izao tontolo izao, Mpamorona ny lanitra sy ny tany, ary Tena Andriamanitra Tokana. »

(1 Tim. 3:16; 1 Kôr. 15:3-4; Asa 4:12).

[Ovay] Ny Baiboly

« Ny Baiboly Masina, fitambaran'ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao, tenin'Andriamanitra, no tokana ahitana ny fahamarinana sady marina, ary fototry ny fiainana kristianina. »

(2 Tim. 3:16).

[Ovay] Famonjena

« Ny Famonjena dia omen'Andriamanitra am-pitiavana amin'ny alàlan'ny finoana. Ny fiankinan'ny mpino amin'ny Fanahy Masina no hahafahany manana ny fahamasinana, manome voninahitra an'Andriamanitra ary mitia ny olona manontolo. »

(Ef. 2:8).

[Ovay] Ny Fiangonana

« Ny Tena Fiangonan'i Jesoa Marina, natsangan'ny Tompo Jesoa Kristy, tamin'ny alàlan'ny Fanahy Masina nandritra ny 'fara-orana', no tena fiangonana nitsangana avy tamin'ny Fiangonana tamin'ny andron'ny Apôstôly. »

(Joel 2:23; Amos 9:11).

[Ovay] Fiaviana Faharoa

« Ny Fiavian'ny Tompo Faharoa dia hiseho amin'ny Andro Farany rehefa hidina avy amin'ny lanitra Izy hitsara izao tontolo izao : ny marina handray ny fiainana mandrakizay, ary ny mpanota kosa ho voaozona mandrakizay. »

(Mt. 25:31-34; 1 Tes. 4:16-17).

Ity no dikan-teny malagasy, dika malalaka avy amin'ny teny anglisy, ary io dika amin'ny teny anglisy io kosa dia neken'ny fivoriambe fahasivy an'ny Tena Fiangonan'i Jesoa Marina, natao tamin'ny volana Mey 2005.

[Ovay] Finoana hafa

  • Ity fiangonana ity dia tsy mankalaza ny Krismasy, satria ny 25 Desambra dia fomba jentilisa fankalazana ny nahaterahan'ny Masoandro, ary natsofoka teo amin'ny fiangoanana kristianina hafa nandritra ny nanjakan'i Emperora Rômanina Constantine I tamin'ny taonjato faha-4 taorian'i Kristy. Ambarany koa fa i Jesoa dia tsy nibaiko velively ny mpianany hankalaza ny fahaterahany.
  • Tsy ankalazaina ihany koa ny Zoma masina satria fety jentilisa koa no fotony.
Amin'ny tenim-pirenena hafa

< Static Wikipedia 2008 (no images)

aa - ab - af - ak - als - am - an - ang - ar - arc - as - ast - av - ay - az - ba - bar - bat_smg - bcl - be - be_x_old - bg - bh - bi - bm - bn - bo - bpy - br - bs - bug - bxr - ca - cbk_zam - cdo - ce - ceb - ch - cho - chr - chy - co - cr - crh - cs - csb - cu - cv - cy - da - de - diq - dsb - dv - dz - ee - el - eml - en - eo - es - et - eu - ext - fa - ff - fi - fiu_vro - fj - fo - fr - frp - fur - fy - ga - gan - gd - gl - glk - gn - got - gu - gv - ha - hak - haw - he - hi - hif - ho - hr - hsb - ht - hu - hy - hz - ia - id - ie - ig - ii - ik - ilo - io - is - it - iu - ja - jbo - jv - ka - kaa - kab - kg - ki - kj - kk - kl - km - kn - ko - kr - ks - ksh - ku - kv - kw - ky - la - lad - lb - lbe - lg - li - lij - lmo - ln - lo - lt - lv - map_bms - mdf - mg - mh - mi - mk - ml - mn - mo - mr - mt - mus - my - myv - mzn - na - nah - nap - nds - nds_nl - ne - new - ng - nl - nn - no - nov - nrm - nv - ny - oc - om - or - os - pa - pag - pam - pap - pdc - pi - pih - pl - pms - ps - pt - qu - quality - rm - rmy - rn - ro - roa_rup - roa_tara - ru - rw - sa - sah - sc - scn - sco - sd - se - sg - sh - si - simple - sk - sl - sm - sn - so - sr - srn - ss - st - stq - su - sv - sw - szl - ta - te - tet - tg - th - ti - tk - tl - tlh - tn - to - tpi - tr - ts - tt - tum - tw - ty - udm - ug - uk - ur - uz - ve - vec - vi - vls - vo - wa - war - wo - wuu - xal - xh - yi - yo - za - zea - zh - zh_classical - zh_min_nan - zh_yue - zu -

Static Wikipedia 2007 (no images)

aa - ab - af - ak - als - am - an - ang - ar - arc - as - ast - av - ay - az - ba - bar - bat_smg - bcl - be - be_x_old - bg - bh - bi - bm - bn - bo - bpy - br - bs - bug - bxr - ca - cbk_zam - cdo - ce - ceb - ch - cho - chr - chy - co - cr - crh - cs - csb - cu - cv - cy - da - de - diq - dsb - dv - dz - ee - el - eml - en - eo - es - et - eu - ext - fa - ff - fi - fiu_vro - fj - fo - fr - frp - fur - fy - ga - gan - gd - gl - glk - gn - got - gu - gv - ha - hak - haw - he - hi - hif - ho - hr - hsb - ht - hu - hy - hz - ia - id - ie - ig - ii - ik - ilo - io - is - it - iu - ja - jbo - jv - ka - kaa - kab - kg - ki - kj - kk - kl - km - kn - ko - kr - ks - ksh - ku - kv - kw - ky - la - lad - lb - lbe - lg - li - lij - lmo - ln - lo - lt - lv - map_bms - mdf - mg - mh - mi - mk - ml - mn - mo - mr - mt - mus - my - myv - mzn - na - nah - nap - nds - nds_nl - ne - new - ng - nl - nn - no - nov - nrm - nv - ny - oc - om - or - os - pa - pag - pam - pap - pdc - pi - pih - pl - pms - ps - pt - qu - quality - rm - rmy - rn - ro - roa_rup - roa_tara - ru - rw - sa - sah - sc - scn - sco - sd - se - sg - sh - si - simple - sk - sl - sm - sn - so - sr - srn - ss - st - stq - su - sv - sw - szl - ta - te - tet - tg - th - ti - tk - tl - tlh - tn - to - tpi - tr - ts - tt - tum - tw - ty - udm - ug - uk - ur - uz - ve - vec - vi - vls - vo - wa - war - wo - wuu - xal - xh - yi - yo - za - zea - zh - zh_classical - zh_min_nan - zh_yue - zu -

Static Wikipedia 2006 (no images)

aa - ab - af - ak - als - am - an - ang - ar - arc - as - ast - av - ay - az - ba - bar - bat_smg - bcl - be - be_x_old - bg - bh - bi - bm - bn - bo - bpy - br - bs - bug - bxr - ca - cbk_zam - cdo - ce - ceb - ch - cho - chr - chy - co - cr - crh - cs - csb - cu - cv - cy - da - de - diq - dsb - dv - dz - ee - el - eml - eo - es - et - eu - ext - fa - ff - fi - fiu_vro - fj - fo - fr - frp - fur - fy - ga - gan - gd - gl - glk - gn - got - gu - gv - ha - hak - haw - he - hi - hif - ho - hr - hsb - ht - hu - hy - hz - ia - id - ie - ig - ii - ik - ilo - io - is - it - iu - ja - jbo - jv - ka - kaa - kab - kg - ki - kj - kk - kl - km - kn - ko - kr - ks - ksh - ku - kv - kw - ky - la - lad - lb - lbe - lg - li - lij - lmo - ln - lo - lt - lv - map_bms - mdf - mg - mh - mi - mk - ml - mn - mo - mr - mt - mus - my - myv - mzn - na - nah - nap - nds - nds_nl - ne - new - ng - nl - nn - no - nov - nrm - nv - ny - oc - om - or - os - pa - pag - pam - pap - pdc - pi - pih - pl - pms - ps - pt - qu - quality - rm - rmy - rn - ro - roa_rup - roa_tara - ru - rw - sa - sah - sc - scn - sco - sd - se - sg - sh - si - simple - sk - sl - sm - sn - so - sr - srn - ss - st - stq - su - sv - sw - szl - ta - te - tet - tg - th - ti - tk - tl - tlh - tn - to - tpi - tr - ts - tt - tum - tw - ty - udm - ug - uk - ur - uz - ve - vec - vi - vls - vo - wa - war - wo - wuu - xal - xh - yi - yo - za - zea - zh - zh_classical - zh_min_nan - zh_yue - zu

span style="font-weight: bold;">Our
"Network":



Project Gutenberg

href="https://gutenberg.classicistranieri.com">https://gutenberg.classicistranieri.com



Encyclopaedia Britannica 1911

href="https://encyclopaediabritannica.classicistranieri.com">https://encyclopaediabritannica.classicistranieri.com



Librivox Audiobooks

href="https://librivox.classicistranieri.com">https://librivox.classicistranieri.com



Linux Distributions

https://old.classicistranieri.com



Magnatune (MP3 Music)

href="https://magnatune.classicistranieri.com">https://magnatune.classicistranieri.com



Static Wikipedia (June 2008)

href="https://wikipedia.classicistranieri.com">https://wikipedia.classicistranieri.com



Static Wikipedia (March 2008)

href="https://wikipedia2007.classicistranieri.com/mar2008/">https://wikipedia2007.classicistranieri.com/mar2008/



Static Wikipedia (2007)

href="https://wikipedia2007.classicistranieri.com">https://wikipedia2007.classicistranieri.com



Static Wikipedia (2006)

href="https://wikipedia2006.classicistranieri.com">https://wikipedia2006.classicistranieri.com



Liber Liber

href="https://liberliber.classicistranieri.com">https://liberliber.classicistranieri.com



ZIM Files for Kiwix

https://zim.classicistranieri.com





Other Websites:



Bach - Goldberg Variations

https://www.goldbergvariations.org



Lazarillo de Tormes

https://www.lazarillodetormes.org



Madame Bovary

https://www.madamebovary.org



Il Fu Mattia Pascal

https://www.mattiapascal.it



The Voice in the Desert

https://www.thevoiceinthedesert.org



Confessione d'un amore fascista

https://www.amorefascista.it



Malinverno

https://www.malinverno.org



Debito formativo

https://www.debitoformativo.it



Adina Spire

https://www.adinaspire.com




atOptions = { 'key' : 'e601ada261982ce717a58b61cd5b0eaa', 'format' : 'iframe', 'height' : 60, 'width' : 468, 'params' : {} };

Our "Network":

Project Gutenberg
https://gutenberg.classicistranieri.com

Encyclopaedia Britannica 1911
https://encyclopaediabritannica.classicistranieri.com

Librivox Audiobooks
https://librivox.classicistranieri.com

Linux Distributions
https://old.classicistranieri.com

Magnatune (MP3 Music)
https://magnatune.classicistranieri.com

Static Wikipedia (June 2008)
https://wikipedia.classicistranieri.com

Static Wikipedia (March 2008)
https://wikipedia2007.classicistranieri.com/mar2008/

Static Wikipedia (2007)
https://wikipedia2007.classicistranieri.com

Static Wikipedia (2006)
https://wikipedia2006.classicistranieri.com

Liber Liber
https://liberliber.classicistranieri.com

ZIM Files for Kiwix
https://zim.classicistranieri.com


Other Websites:

Bach - Goldberg Variations
https://www.goldbergvariations.org

Lazarillo de Tormes
https://www.lazarillodetormes.org

Madame Bovary
https://www.madamebovary.org

Il Fu Mattia Pascal
https://www.mattiapascal.it

The Voice in the Desert
https://www.thevoiceinthedesert.org

Confessione d'un amore fascista
https://www.amorefascista.it

Malinverno
https://www.malinverno.org

Debito formativo
https://www.debitoformativo.it

Adina Spire
https://www.adinaspire.com