Tolon'ny mpianatra
Avy amin'i Wikipedia
Nivaivay tokoa ny tolon'ny mpianatra tamin'ny 13 Mey 1972 izay nipoitra avy teny amin'ny Oniversité-n'Antananarivo
Votoatiny |
[Ovay] Ny niandohany
[Ovay] Ireo nandray anjara
[Ovay] Vokatry ny tolona
[Ovay] Miverina ve ny tantara?
Ny fitokonana tamin'ny taona 1991 ho fandrodanana ny "Mandan'i Jeriko" dia karazan'ny fiverenan'ny tantara ihany satria anisan'ny nandray anjara lehibe tao amin'ny "Hery Velona" ny mpianatra indrindra tao amin'ny sampana "Service d'ordre".
[Ovay] Rohy Ivelany
- 13 mai 1972 (Zoma Capricorne)
- Jereo koa ny soc.culture.malagasy dia zahavo ny "13 mai 1972"