Utilisateur:Hery
Avy amin'i Wikipedia
mg | Ny teny malagasy no tenim-pirenena nahabe ity mpikambana ity. |
en-2 | This user is able to contribute with an intermediate level of English. |
it-2 | Quest'utente può contribuire con un italiano di livello intermedio. |
Miezaka handray anjara mavitrika amin'ity wikipedia ity aho na dia tsy ampy aza ny fotoana.
Heriniaina Eugene, mbola mpianatra (Communications Sociales). Niditra handray anjara sy hitantana ity wikipedia malagasy ity aho mba hiara-miasa amin'ireo mazoto hanangona hevitra sy lahatsoratra malagasy momba ny fahalalana ankapobeny.
Ny takelako [1]
[Ovay] Hafatra ho an'i Hery
Misaotra anao miditra eto amin'ity takelaka ity. Raha hametraka hafatra ho ahy dia mandehana eto fa hitranga eto ambany ihany ny hafatra alefanao.
For a better design. The main talk page is protected. To leave a message please go here your message will be published bellow.