>


Web - Amazon

We provide Linux to the World


We support WINRAR [What is this] - [Download .exe file(s) for Windows]

CLASSICISTRANIERI HOME PAGE - YOUTUBE CHANNEL
SITEMAP
Audiobooks by Valerio Di Stefano: Single Download - Complete Download [TAR] [WIM] [ZIP] [RAR] - Alphabetical Download  [TAR] [WIM] [ZIP] [RAR] - Download Instructions

Make a donation: IBAN: IT36M0708677020000000008016 - BIC/SWIFT:  ICRAITRRU60 - VALERIO DI STEFANO or
Privacy Policy Cookie Policy Terms and Conditions
Marc Ravalomanana - Wikipedia

Marc Ravalomanana

Avy amin'i Wikipedia

Marc Ravalomanana
Marc Ravalomanana


Marc Ravalomanana (12 desambra 1949 - ) no filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara nanomboka ny 6 Mey 2002.

Teraka tao Imerinkasinina tao Antananarivo izay renivohitr'i Madagasikara, manambady ary niteraka 4.

Na teo amin'ny resaka politika na tamin'ny ara-barotra teo amin'ny fiainany manokana, dia olona miavo-tena izy. Fanaovan-dronono kely an'ny fianakaviana no notantaniny ka nanjary lasa orinasa ngeza, tamin'ny alàlan'ny fanampian'ny Banky iraisam-pirenena sy ny fanohanan'ny governemanta tamin'izany fotoana. Teraka ny orinasa TIKO, mampiasa olona 5000 mivantana sy asa 100 000 hafa ; ary raisina ho ohatra fakan-tahaka eo amin'ny fahombiazana izy, nefa tsy afaka amin'ny lazany koa ny tsikera ho orinasa anjakan'ny didiko fe lehibe sy fanavakavahana eo amin'ny fampidirana mpiasa.

Lany ho Ben'ny tanànan'Antananarivo izy ny taona 1999, na dia tsy notohanan'antoko politika aza, tamin'ny alàlan'ny fikambanana Tiako Iarivo izay naoriny. Ny fanavaozana sy fanatsarana ny tanàna no nimatimatesany, ary goavana ihany koa ny fotodrafitrasa najorony. Betsaka ny sakantsakana nahazo azy noho izay fahombiazana azony izany ary indrindra koa nony namofompofona fifidianana ny vaninandro niainana teto Madagasikara. Nisy ny famatsiam-bola izay tokony ho azon'ny tanànan'Antananarivo nefa nifandrirariràna tamin'ny Minisitry ny Asa vaventy tamin'izany fotoana, Atoa Herivelona Ramanantsoa. Tao ny nolazainy ho antsojay nataon'ny orinasa Star (orinasa) tamin'ireo mpivarotra mandray ny Classiko, mpifaninana amin'ny vokatry ny Star toy ny Coca-cola, Fanta, ...

Nanangana ny MBS ihany koa izy, izay fahitalavitra sy onjam-peo tsy miankina, mijoro ao Anosipatrana ; ary anisan'ny azo heverina fa ny fifidianana ho avy no tena antony nijoroan'io fitaovan-tserasera io.

Lany ho filoha lefitry ny FJKM izy ny volana oktobra 2001, sady izy ihany koa no anisan'ny mpanohana ara-bola izany fiangonana izany. Nalainy ho tombony ho azy ny fiaraha-miasa tamin'ny fiangonana, izay manana fotodrafitrasa sy tambajotra afaka manampy amin'ny fampielezan-kevitra ihany koa. Novainy ho Tiako i Madagasikara ilay fikambanana Tiako Iarivo, manambara ihany koa izay ny fahasahiany hanao dingana lehibe.

Ny 16 desambra 2001 no natao ny fihodinana voalohany tamin'ny fifidianana filohan'ny Repoblika teto Madagasikara. Ny ministeran'ny ati-tany dia nanome voka-pifidianana 46,44% ho an'i Marc Ravalomanana, ary 40,61% kosa ho an'ny filoha am-perin'asa Didier Ratsiraka. Ny Kômity Manohana an'i Marc Ravalomanana kosa dia manohitra io vokatra io satria manome 52,15% ho an'i Marc Ravalomanana. Ny Consortium des Observateurs koa dia nanome vokatra ambonin'ny antsasa-manila ho an'i Marc Ravalomanana, na dia nisy resaka projection sy PV tsy feno aza tao. Nandritra izay fotoana izay, dia namory olona isan'andro isan'andro teo amin'ny Kianjan'ny Fahaleovan-tena sy nanao fihetsiketsehana ary fitokonana ny mpomba an'i Marc Ravalomanana. Mahatratra aman'hetsiny isan'andro ny vahoaka malagasy vory teo.

Tetsy ankilany, ny fitondrana dia nametraka fa hatao ny volana febroary 2002 ny fihodinana faharoa. Rehefa tsy nahomby izay dia nekeny indray ny hanemotra izany fifidianana izany amin'ny volana martsa 2002. Kanefa tamin'ny 22 febroary 2002, dia « nanoso-tena » ho filohan'ny Repoblika tao Mahamasina i Marc Ravalomanana. Tsy nanaiky lembenana ny mpomba an'i Didier Ratsiraka, na dia hita ho azon-dRavalomanana aza ny fon'Antananarivo, izay Renivohitr'i Madagasikara. Nifanaraka ny governora tamin'ny faritany dimy hafa ary natsangany ho Renivohitra faharoa an'i Madagasikara i Toamasina.

Tsy mbola havanana tamin'ny resaka politika i Marc Ravalomanana, nefa maro ny olona sy antoko politika nanohana azy, toy ny AVI an'i Norbert Lala Ratsirahonana, ny MFM tarihin'i Manandafy Rakotonirina. Tamin'ny ady mafy tamin'izany fotoana izany dia nanohana azy koa ny ankamaroan'ny manamboninahitry ny tafika.

Naverina ny fanisana ny vatom-pifidianana ary navoakan'ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana fa lany tamin'ny fihodinana voalohany i Marc Ravalomanana. Nandray ny fahefana feno sy tamin'ny fomba ara-dalàna izy ny 06 Mey 2002, natrehin'ny olona faharoa isaky ny masoivoho teto Madagasikara. Niverina ho anisan'ny mpikambana tao amin'ny Fiombonambe afrikanina i Madagasikara tamin'ny jolay 2002, rehefa nanao sesitany ny tenany tany Frantsa ny Filoha teo aloha Didier Ratsiraka sy ny mpomba azy sasany, ary rehefa neken'ny OUA tamin'ny fihaonan'ireo filoham-pirenena afrikanina izany fiverenany izany.

[Ovay] Rohy ivelany


< Static Wikipedia 2008 (no images)

aa - ab - af - ak - als - am - an - ang - ar - arc - as - ast - av - ay - az - ba - bar - bat_smg - bcl - be - be_x_old - bg - bh - bi - bm - bn - bo - bpy - br - bs - bug - bxr - ca - cbk_zam - cdo - ce - ceb - ch - cho - chr - chy - co - cr - crh - cs - csb - cu - cv - cy - da - de - diq - dsb - dv - dz - ee - el - eml - en - eo - es - et - eu - ext - fa - ff - fi - fiu_vro - fj - fo - fr - frp - fur - fy - ga - gan - gd - gl - glk - gn - got - gu - gv - ha - hak - haw - he - hi - hif - ho - hr - hsb - ht - hu - hy - hz - ia - id - ie - ig - ii - ik - ilo - io - is - it - iu - ja - jbo - jv - ka - kaa - kab - kg - ki - kj - kk - kl - km - kn - ko - kr - ks - ksh - ku - kv - kw - ky - la - lad - lb - lbe - lg - li - lij - lmo - ln - lo - lt - lv - map_bms - mdf - mg - mh - mi - mk - ml - mn - mo - mr - mt - mus - my - myv - mzn - na - nah - nap - nds - nds_nl - ne - new - ng - nl - nn - no - nov - nrm - nv - ny - oc - om - or - os - pa - pag - pam - pap - pdc - pi - pih - pl - pms - ps - pt - qu - quality - rm - rmy - rn - ro - roa_rup - roa_tara - ru - rw - sa - sah - sc - scn - sco - sd - se - sg - sh - si - simple - sk - sl - sm - sn - so - sr - srn - ss - st - stq - su - sv - sw - szl - ta - te - tet - tg - th - ti - tk - tl - tlh - tn - to - tpi - tr - ts - tt - tum - tw - ty - udm - ug - uk - ur - uz - ve - vec - vi - vls - vo - wa - war - wo - wuu - xal - xh - yi - yo - za - zea - zh - zh_classical - zh_min_nan - zh_yue - zu -

Static Wikipedia 2007 (no images)

aa - ab - af - ak - als - am - an - ang - ar - arc - as - ast - av - ay - az - ba - bar - bat_smg - bcl - be - be_x_old - bg - bh - bi - bm - bn - bo - bpy - br - bs - bug - bxr - ca - cbk_zam - cdo - ce - ceb - ch - cho - chr - chy - co - cr - crh - cs - csb - cu - cv - cy - da - de - diq - dsb - dv - dz - ee - el - eml - en - eo - es - et - eu - ext - fa - ff - fi - fiu_vro - fj - fo - fr - frp - fur - fy - ga - gan - gd - gl - glk - gn - got - gu - gv - ha - hak - haw - he - hi - hif - ho - hr - hsb - ht - hu - hy - hz - ia - id - ie - ig - ii - ik - ilo - io - is - it - iu - ja - jbo - jv - ka - kaa - kab - kg - ki - kj - kk - kl - km - kn - ko - kr - ks - ksh - ku - kv - kw - ky - la - lad - lb - lbe - lg - li - lij - lmo - ln - lo - lt - lv - map_bms - mdf - mg - mh - mi - mk - ml - mn - mo - mr - mt - mus - my - myv - mzn - na - nah - nap - nds - nds_nl - ne - new - ng - nl - nn - no - nov - nrm - nv - ny - oc - om - or - os - pa - pag - pam - pap - pdc - pi - pih - pl - pms - ps - pt - qu - quality - rm - rmy - rn - ro - roa_rup - roa_tara - ru - rw - sa - sah - sc - scn - sco - sd - se - sg - sh - si - simple - sk - sl - sm - sn - so - sr - srn - ss - st - stq - su - sv - sw - szl - ta - te - tet - tg - th - ti - tk - tl - tlh - tn - to - tpi - tr - ts - tt - tum - tw - ty - udm - ug - uk - ur - uz - ve - vec - vi - vls - vo - wa - war - wo - wuu - xal - xh - yi - yo - za - zea - zh - zh_classical - zh_min_nan - zh_yue - zu -

Static Wikipedia 2006 (no images)

aa - ab - af - ak - als - am - an - ang - ar - arc - as - ast - av - ay - az - ba - bar - bat_smg - bcl - be - be_x_old - bg - bh - bi - bm - bn - bo - bpy - br - bs - bug - bxr - ca - cbk_zam - cdo - ce - ceb - ch - cho - chr - chy - co - cr - crh - cs - csb - cu - cv - cy - da - de - diq - dsb - dv - dz - ee - el - eml - eo - es - et - eu - ext - fa - ff - fi - fiu_vro - fj - fo - fr - frp - fur - fy - ga - gan - gd - gl - glk - gn - got - gu - gv - ha - hak - haw - he - hi - hif - ho - hr - hsb - ht - hu - hy - hz - ia - id - ie - ig - ii - ik - ilo - io - is - it - iu - ja - jbo - jv - ka - kaa - kab - kg - ki - kj - kk - kl - km - kn - ko - kr - ks - ksh - ku - kv - kw - ky - la - lad - lb - lbe - lg - li - lij - lmo - ln - lo - lt - lv - map_bms - mdf - mg - mh - mi - mk - ml - mn - mo - mr - mt - mus - my - myv - mzn - na - nah - nap - nds - nds_nl - ne - new - ng - nl - nn - no - nov - nrm - nv - ny - oc - om - or - os - pa - pag - pam - pap - pdc - pi - pih - pl - pms - ps - pt - qu - quality - rm - rmy - rn - ro - roa_rup - roa_tara - ru - rw - sa - sah - sc - scn - sco - sd - se - sg - sh - si - simple - sk - sl - sm - sn - so - sr - srn - ss - st - stq - su - sv - sw - szl - ta - te - tet - tg - th - ti - tk - tl - tlh - tn - to - tpi - tr - ts - tt - tum - tw - ty - udm - ug - uk - ur - uz - ve - vec - vi - vls - vo - wa - war - wo - wuu - xal - xh - yi - yo - za - zea - zh - zh_classical - zh_min_nan - zh_yue - zu

span style="font-weight: bold;">Our
"Network":



Project Gutenberg

href="https://gutenberg.classicistranieri.com">https://gutenberg.classicistranieri.com



Encyclopaedia Britannica 1911

href="https://encyclopaediabritannica.classicistranieri.com">https://encyclopaediabritannica.classicistranieri.com



Librivox Audiobooks

href="https://librivox.classicistranieri.com">https://librivox.classicistranieri.com



Linux Distributions

https://old.classicistranieri.com



Magnatune (MP3 Music)

href="https://magnatune.classicistranieri.com">https://magnatune.classicistranieri.com



Static Wikipedia (June 2008)

href="https://wikipedia.classicistranieri.com">https://wikipedia.classicistranieri.com



Static Wikipedia (March 2008)

href="https://wikipedia2007.classicistranieri.com/mar2008/">https://wikipedia2007.classicistranieri.com/mar2008/



Static Wikipedia (2007)

href="https://wikipedia2007.classicistranieri.com">https://wikipedia2007.classicistranieri.com



Static Wikipedia (2006)

href="https://wikipedia2006.classicistranieri.com">https://wikipedia2006.classicistranieri.com



Liber Liber

href="https://liberliber.classicistranieri.com">https://liberliber.classicistranieri.com



ZIM Files for Kiwix

https://zim.classicistranieri.com





Other Websites:



Bach - Goldberg Variations

https://www.goldbergvariations.org



Lazarillo de Tormes

https://www.lazarillodetormes.org



Madame Bovary

https://www.madamebovary.org



Il Fu Mattia Pascal

https://www.mattiapascal.it



The Voice in the Desert

https://www.thevoiceinthedesert.org



Confessione d'un amore fascista

https://www.amorefascista.it



Malinverno

https://www.malinverno.org



Debito formativo

https://www.debitoformativo.it



Adina Spire

https://www.adinaspire.com




atOptions = { 'key' : 'e601ada261982ce717a58b61cd5b0eaa', 'format' : 'iframe', 'height' : 60, 'width' : 468, 'params' : {} };

Our "Network":

Project Gutenberg
https://gutenberg.classicistranieri.com

Encyclopaedia Britannica 1911
https://encyclopaediabritannica.classicistranieri.com

Librivox Audiobooks
https://librivox.classicistranieri.com

Linux Distributions
https://old.classicistranieri.com

Magnatune (MP3 Music)
https://magnatune.classicistranieri.com

Static Wikipedia (June 2008)
https://wikipedia.classicistranieri.com

Static Wikipedia (March 2008)
https://wikipedia2007.classicistranieri.com/mar2008/

Static Wikipedia (2007)
https://wikipedia2007.classicistranieri.com

Static Wikipedia (2006)
https://wikipedia2006.classicistranieri.com

Liber Liber
https://liberliber.classicistranieri.com

ZIM Files for Kiwix
https://zim.classicistranieri.com


Other Websites:

Bach - Goldberg Variations
https://www.goldbergvariations.org

Lazarillo de Tormes
https://www.lazarillodetormes.org

Madame Bovary
https://www.madamebovary.org

Il Fu Mattia Pascal
https://www.mattiapascal.it

The Voice in the Desert
https://www.thevoiceinthedesert.org

Confessione d'un amore fascista
https://www.amorefascista.it

Malinverno
https://www.malinverno.org

Debito formativo
https://www.debitoformativo.it

Adina Spire
https://www.adinaspire.com