13 Janoary
Avy amin'i Wikipedia
Andro faha-13 ao anatin'ny taona araka ny tonon'andro Gregorianina.
- 1913 : Nahaterahan'i Dox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)
- 1992 : Miala tsiny i Janapa noho ny fametavetana vehivavy Koreana nandritra ny ady lehibe faharoa.
- 2001 : Horohoron-tany lehibe tao El Salvador, namono olona mihoatra ny 800