Mpianatry ny Tompo
Avy amin'i Wikipedia
Nisy roa ambinifolo (12) ny Mpianatry ny Tompo, na nantsoina ihany koa hoe Apostoly : Simona Piera, Jakoba sy Joany rahalahiny, Andre, Filipo, Jakoba zanak'i Alfe, Tade, Bartelemy, Matio, Tomà, Simona ilay Kananeana, Jodasy Iskariota ilay namadika azy.