Vahombey
Avy amin'i Wikipedia
Vahombey dia tarika malagasy mirona amin'ny bàn-kira rock sy blues.
Rabearison Roland Dieu Donné Vahombey (na Rola) no filohan'ny tarika. Dia ao koa i Milanto, Kim's, Mirana, Hery ary Andianjara.
Hoy i Rola : "Asakasak'izay sendra mahare beko antandroy manakoako manerana vazan-tany ka tsy hanongilan-tsofina ! Izany ve tsy mozika "blues" ? Sao mba izany mihitsy aza no anisan'ny fototrin'ny "blues" nankalazain'ny amerikana mainty hoditra, rey olona ? "
[Ovay] Rakikira
- "Rokaroka" - 1993
- "Salanitra" - 1999
-
- Tsikidola
- Sômadôla
- Andavanandro
- Mangana
- Mpandalo
- Ongaina
- Embona
- Full point
- Mpiantsa
- Salanitra / Lemuria</nowiki>
- "Bezoro" - 2007
-
- Bezoro
- Lemuria
- Boana
- Valy
- Lezama
- Lay malala
- Mitopa
- Tsikidola
- Kalo
- Kalakely
- Rokaroka
- Tomany valala
- Tsiokatimo
- Lanitra
- Matsiro
- Ankamantatra
- Miambina